Teny iditra konaina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo mitolokoloko moramora noho ny hatsiaka na ratra na aretina mahazo [1.10]
 Fitaraindrainana toy ny an' ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Gémissement [1.5]
Sampanteny 
Tovy hevitra konainaina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31