Teny iditra kondendy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakarana ny kanonkanon-tokantrano, fisaritahana eo am-panaovana afo mahandro sakafo. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kondendina ~ korandendina

2013/02/01