Teny iditra kondrana (ondrana)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   adaladala, tsy ampy saina, ondranondranana, zanakalo (alondrano mievotrevotra, taitaitra, ets.) [Ravelojaona: Firaketana]
Tsipelina hafa  

2018/08/09