Teny iditra konesa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandeha na mpandeha midaidaika mirisarisa somary sempotsempotra; famindra miadana toa mivesatra entana noho ny fahalehibeazan' ny vatana sy ny hatavezana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/01