Teny iditra konka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] antitra [Rakotosaona 1972]
 Antitra be, tranainy dia tranainy, ela: Hazo konka
Mitovy hevitra: goga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy old, worn out (trivial) cf. tonta [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vieux, usé (trivial); cf. tonta [Hallanger 1974]

Teny iditra konka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] hantsana, tevana [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] tevana, loaka [Rakotosaona 1972]

2013/02/01