Teny iditra | kononkonona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanafinafenan-javatra any anaty akanjo tsy aseho ny betsaka, na entina ka tsy atao miharihary ny fitondrana azy fa takontakonana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sly [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action d'agir ou de faire en cachette, cachotterie [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |