Teny iditra kononkononina (kononkonona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Afinafenina any anaty akanjo, takontakonana: Nokononkononiny ilay mofo nomeko azy fa natahorany sao rombahin' ny namany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kononkononina, kononkononiko, kononkononinao, kononkononiny, kononkononintsika, kononkononinay, kononkononinareo, kononkononin', kononkononin-, kononkononim-, kononkononi-
Ny lasa : nokononkononina, nokononkononiko, nokononkononinao, nokononkononiny, nokononkononintsika, nokononkononinay, nokononkononinareo, nokononkononin', nokononkononin-, nokononkononim-, nokononkononi-
Ny hoavy : hokononkononina, hokononkononiko, hokononkononinao, hokononkononiny, hokononkononintsika, hokononkononinay, hokononkononinareo, hokononkononin', hokononkononin-, hokononkononim-, hokononkononi-
Filaza mandidy : kononkonony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05