Teny iditra kopa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Alika be ravin-tsofina mikopakopaka manarona ny masony [1.1]
Voambolana 

Teny iditra kopa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Dihy tsy misy hira fa amponga ny tehaka fotsiny [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31