Teny iditra kopaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefamanidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a flapping [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31