Teny iditra kopapapapa (papapapa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetsika mainka sady tsy voatandrina noho ny fahatairana na ny fihetseham-po mafy tampoka:Naratra rainy ka nikopapapapa erỳ izy mianadahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Comme papapapa [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20