Teny iditra kopetaka (petaka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be. [Rajemisa 1985]
   enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity [Akademia 2005]
Dikanteny frantsay   large, plat, aplati, se dit du pied [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/23