Teny iditra kopilapila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila
¶ Fihetsika mampiseho hajejoana eny am-pamindrana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kopilapilaka

2009/02/23