Teny iditra kopilapilaka (pilapilaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila
Fihetsika mampiseho hajejoana eny am-pamindrana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Démarche de travers, en zigzag [1.3]
Tovy hevitra kopilapila

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20