Teny iditra kopoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihetsika sy fikofohan' ny olona voafatotra na voabeda mba hahafaka azy [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra kopoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] sarona, takotra, rakotra [Rakotosaona 1972]

2009/04/08