Teny iditra koraika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zana-balala vao ara elatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy young, slim and newly-fledged locust [Richardson 1885]
Famaritana frantsay jeunes sauterelles qui commencent à déployer leurs ailes [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpanahaka  valala

Teny iditra koraika
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the crying of poultry when about to lay eggs [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 

2013/10/18