Teny iditra koraonina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fehezam-boninkazo vita boribory na faribolana, atao ho fanomezam-boninahitra ny matsy [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: couronne.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31