Teny iditra korapaka (rapaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana
¶ Fahadodonana noho ny fahamaikana, fisahotahana noho ny hatairana ka tsy mahatandrina ny fihetsiky ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   striving, hurrying; struggling for release [Richardson 1885]
   a sudden movement; a struggle for release [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   mouvement irréfléchi, précipité, empressement [Abinal 1888]
   mouvement précipité; ébats [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   koropaka ~ korapapa

Teny iditra korapaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Provincial] largeness of the feet [Abinal 1888]

2014/08/21