Teny iditra korataba (kotaba (taba))
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [Rajemisa 1985]
Ohatra   Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [Andriamalala: Taolambalo, takila 93]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kotaba

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02