Teny iditra korefa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31