Teny iditra korehy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mora mitomany: Tsy hita koa izay hanaovana itỳ zanakao ity fa zazakely korehy
Fitomany, mpiketriketrika [1.1]
Tovy hevitra koreha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31