Teny iditra koriana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana midina tsimoramora, fisosana tsy misy manakantsakana, fizorana amim-pilaminana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a peaceful flowing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de couler paisiblement [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2017/04/02