Teny iditra korisa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisosana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika; fandeha misosa fotsiny nefa tsy mamindra fa misononoka; fibolisarana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a sliding, a rolling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action d'avancer en glissant [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2009/09/19