Teny iditra koro
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   saiky bory tanteraka: koro sofy [Tanala] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra koro
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra koro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   korokoro

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01