Teny iditra korododo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandroahana biby na fanirahana olona ka dodona fatratra; fanaitairana sesilany mba hampirifatra sy hanafainganana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/26