Teny iditra korodona (rodona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Dobodoboka heno amin' ny firodorodon' ny andiam-biby manao diabe
¶ Fanosehana na fandroahana biby eo anoloana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2013/04/29