Teny iditra korofoka (kofoka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihetsiketsehana na fikopohana, ka mikoropadropaka be ihany ny tena toy ny vorona na ny biby azom-pandrika (mitovitovy amin' ny kofoka). [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   action de s'agiter comme les épileptiques, les canards battants des ailes sur l'eau, les poules dans le sable [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02