Teny iditra korokoro (koro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy confused, thrown into disorder, spoiled [Richardson 1885]
Famaritana frantsay désordre, confusion, action d'embrouiller, de confondre, d'aveugler
¶ liberté pour les aides-de-camp de changer d'officier, de chef [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra koro

2014/09/14