Teny iditra koroky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] bibikely mihinana ny madilo, katsaka, fotsim-bary, voatavo,ets [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra koroky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] jiolahy [Rakotosaona 1972]

2010/05/06