Teny iditra koromby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandri-borona
¶ Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely
¶ Farafara mandeha azo aforitra na ahorona [Rajemisa 1985]

Teny iditra koromby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mba hiaro azy. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/06