Teny iditra korondendy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina.
¶ Maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra korandendy

2009/02/23