Teny iditra korongo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny tandrok' omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin' ny hoe "baka" ka nahatonga ny fitenenana hoe: "Raha baka mahay mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana" [Bara, Merina] [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Sampanteny  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   korongona
Fifanahafana   Bikan'ny tandrok'omby

Teny iditra korongo
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   mifaingotra [Bara] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/25