Teny iditra korontana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano?
¶ Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   disorder [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   désordre, confusion [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02