Teny iditra kororosy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra
¶ Fionganana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a sliding, a falling down [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   glissement d'une chose qu'on pousse [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   ankororosy

2009/02/23