Teny iditra korotika (rotika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Rovitra, kotika, toa voakaikikaikitra be ihany: Korotiky ny nendra ny tarehiny [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02