Teny iditra kosa
Sokajin-teny mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka. 2) Milaza hoe: "etsy an-daniny": Ny ato mpianatra sary, ny atsy kosa mpianatra mozika. 3) Mampifanohitra zavatra na asa roa: Ny fahavalo mitady hanimba anao, fa ny sakaiza kosa mitady hanasoa (tsy fiteny ny hoe: fa kosa ny sakaiza...) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy on the other hand; in turn [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay et d'autre part, au contraire [Hallanger 1974]

Teny iditra Kosa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy Cush [Baiboly]
Famaritana frantsay Kush [Baiboly]
Ohatra Hira firehetan' i Davida nohirainy tamin' ny Tompo, noho ny tenin'i Kosa Benjaminita [Baiboly]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

2015/09/07