Teny iditra | kosehina (kosika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Faohina mafy, dilorina: Efa nokosehiko tamin' ny vorodamba ny gorodona fa tsy mety madio Kikisana: Koseho amin' ny antsipika ny ranomainty amin' ny latabatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be rubbed out, as writing [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on efface en frottant ou en grattant [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kosehina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |