Teny iditra kosina (hosina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitavonana na fihosenana; fiforetahana amin' ny loto; fiarahana, fifankazarana amin' olona tsy mitovy saranga amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de se salir, de féquenter des gens au-dessous de sa condition ; malpropreté dans sa personne ou dans ses habits [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra kosina
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay cosinus [SLP: Voambolana]
Voambolana 

2018/09/25