Teny iditra kosoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanalana loto amin' ny zavatra iray amin' ny fampandalovana mafy ary matetika borosy na zavatra hafa na ny tanana eo ambony. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay gommage [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra kosoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] paraky kisoka [Rakotosaona 1972]

2012/07/01