Teny iditra kotaba (taba)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Antsoantso mafy miharo dondòna sy [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   disorder, noise [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   tapage [Rajemisa: Vakoka]
   tapage, désordre [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
kotaba
kotabako
kotabanao
kotabany
kotabantsika
kotabanay
kotabanareo
kotaban'
kotaban-
kotabam-
Fitovian-keviteny   korataba

Nohavaozina tamin' ny 2014/02/09