Teny iditra kotika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Hazo misy tsilony; fanao fanafody fampivalanana ny fakany [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra kotika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra kotika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Rovitra sy potipotika, simba sy misafotofoto
Mitovy hevitra: rotika [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kotikotika

2013/02/22