Teny iditra Kotokelimiadilaona (koto, kely, ady, laona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antokon-kintana efatra somary andrefana kelin' ny vahindanitra, izay mamiratra tsara manaitra ny maso [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay Les pléiades [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra miadilaona
Mpanahaka  telonohorefy
Ohatra 
1Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy? [Baiboly: 22:038:031/Joba 38:31..]
2Curiously enough, the Malagasy appear to have given names only to these two prominent clusters of stars. The Pleiades they call Kotokeli-miadi-laona"> [Sibree: Naturalist, takila 125]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31