Teny iditra kotona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo maina na volotsangana norarina mba hipetrahan' ny tafo tamin' ny trano malagasy fahiny
¶ Toetran' ny zavatra mikotona tsara sy mifanety, mifanizina fatratra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23