Teny iditra kotra
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Tany fambolena lany tsiro noho ny tsy fiovaovan' ny voly natao teo aminy
¶ Ela nanaovana: Tany efa kotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Terrain fatigué, épuisé par un même genre de culture et qu'on laisse en jachère ; ancien, usé : qui se pratique depuis longtemps; qui a fait son temps, tombé en désuétude [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Endriteny  
kotra
ko-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   tany kotra

Teny iditra kotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] kitapo hoditra kely fitahirizana karatra isan-dahy [Rakotosaona 1972]
   [Bara] kitapo hoditra fitondra miady [Rakotosaona 1972]
   Kitapo misy entana fentina mandeha (mazàna no hoditra ny kotra, nefa azo anaovana kotra koa rehefa mety ho zavatra mafimafy fanao kitapo). [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Giberne, petite valise, petit sac de voyage et en général tout petit sac qu’on porte en voyageant et qui est fait en cuir ou en une autre matière résistante [Abinal 1888]

Teny iditra kotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Volotsangana vaventy toy ny valiha no mitambatra maromaro mihantona rehefa nolavahana, asiana hazo tsivalana toy ny fefiny eo antenatenany ary misy tady lava mifatotra eo amin' ny fihantonany mba hahatonga ireo volotsangana hikotrana rehefa sintonina ilay tady: mifampiankapoka amin' ilay tsivalan-kazo ny vatany ka mamoaka feo mipoapoaka [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra kotra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] antitra [Rakotosaona 1972]
Teny nalaina  

2017/10/08