Teny iditra kotrana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana. [Voambolana: Feo]
¶ Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   bruit d'un choc. [Voambolana: Feo]
¶ choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra kotrana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo [Betsimisaraka] [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02