Teny iditra kotrefaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy marim-pandeha fa mitolitsika ny tongony ilany; mandringa, kotringa, kotrifa [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   qui cloche, qui boite, qui traine un pied [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kotrefa ~ kotrepaka

Nohavaozina tamin' ny 2011/01/09