Teny iditra kotrifana (trifana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitiavana sangy maherihery setra; tsy fahapetrahana eo amin' ny toerana iray fa mijilajila, fitrafantrafanana, trifana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   voir trifana [Abinal 1888]
Sampanteny  

2017/05/04