Teny iditra kotringa (tringa)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitongilam-pamindra fa miavo miiva
Mitovy hevitra: kely ila ~ kotrefa ~ kotrefaka ~ kotrepaka ~ kotrifa ~ mandringa ~ tolitsika [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tringa [tsy fampiasa kokoa noho kotringa]

2014/10/18