Teny iditra kotro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hoditra mihamatevina sy mihamafy eo amin' ny felatanana na ny faladia noho ny asa betsaka atao na ny dia lavitra vita; kitro. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] kitro [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] kitro, tandroka [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kitro
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2009/11/07