Teny iditra kotroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko
¶ Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako
¶ Laza
¶ Fandrahoana ny sakafo ho masaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy thunder; the sound of falling water [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tonnerre; bruit de l'eau qui tombe [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [Andriamalala: Ranomasina, takila 15]
2Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [Andraina: Mitaraina, takila 35]
Teny nalaina 

Teny iditra kotroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] voditongotra [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2013/05/14