Teny iditra kotsa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Lena tanteraka toy ny voalavo tao anaty rano, vonto: Kotsan' ny ranonorana izy omaly ka nanavy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   soaking wet [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   trempé, mouillé [Hallanger 1974]
Sampanteny  

2011/01/09